|
|
|
|

Teny iditra1  izy
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso
Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.]
5  [1.7] he, she, it
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Il, elle, lui, le, la
7  [1.5] Il, elle
8  [1.8] il, elle
Fanazavàna teny italianina  9  [1.18] egli; ella
Mpanahaka  10  izyireo, azy, -ny
Kamban-teny 
Lohateny  32  Fahavaloko izy (Rapatsalahy Paul)
33  Izy mirahalahy (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
34  Izy mirahavavy (Dox (Razakandraina Jean Verdi Salomon))
35  Izy telo mirahavavy (Andriamalala Emilson Daniel)
Tsanganana sy sary iray takila  36  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08