|
|
|
|

Teny iditra1  izy ireo
Singan-teny  2  izy, ireo
Sokajin-teny  3  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy:
Tsy manan-divay intsony izy ireo.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] they
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.5] ils, elles, les, eux
7  [1.8] eux
Ohatra  8  [1.406#] Mandritranyadin' izy ireo.
Mpanahaka  9  izy
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12