Teny iditra | 1 jabajaba |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabajabany akory izay lazaina aminy Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jabajaba ny andro. |
Fototeny | 4 jaba |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 jaba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |