Teny iditra (1/2) | 1 mijabajaba |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandeha mamindra na mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an' io, kanefa andro mazava izao Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin' izay tsy fantatra: Aza mijabajaba amin' izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany |
Fototeny | 4 jabajaba |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mijabajabà |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijabajaba [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] |
Fototeny | 13 jabajaba |
Fivaditsoratra | 14 ijabajabam, mijabajabà, mijabajaba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |