|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  jadona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika
4  Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1]
5  tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  despotic authority [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  despotisme [1.3#289, 1.8]
8  Position droite, fixe
9  figuré: la raison du plus fort [1.3#289]
10  dictature [1.13]
Ohatra  11  izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena: [2.48]
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)19  jadona
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  21  authoritarian [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22  despotique [1.8]

Teny iditra (3/5)23  jadoña
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25  mpiambina andro na alina [Tanala] [1.78]

Teny iditra (4/5)26  jadona
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28  perpendiculaire [1.13]
Voambolana  29  Matematika: rafitsary
Sampanteny 
30  Anarana :

Teny iditra (5/5)31  Jadòna
Sokajin-teny  32  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  33  Jadon [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  34  Yadôn [2.996]
Voambolana  35  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  36  Toko sy andininy momba Jadòna
Tsanganana sy sary iray takila  37  Fitanisana

Fivaditsoratra  38  jadona, jadoña, jadona, jadoña

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11