Teny iditra | 1 jambena |
Fototeny | 2 jamba |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra Azon' ny fahasahiranana mafy. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] temporarily blinded or dazzled |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] ébloui; qui a les yeux troubles 7 [1.5] aveuglé, avoir les yeux troubles |
Ohatra |
8 Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa. [2.472] 9 Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand. [1.369#] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 15 jemby |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |