Teny iditra jananaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firotsahan' ny orana tsy misy fiatoana, fivoahan' ny ra toa mitifitra tsy mety mijanona amin' ny ratra [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra jananaika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31