Teny iditra | 1 jangajanga |
Fototeny | 2 janga |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] luxurieux, libertin, qui se livre au désordre, de moeurs corrompues |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 janga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |