Teny iditra | janga | |||
Sokajin-teny | anarana na tambinteny | |||
Famaritana malagasy | Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga ¶ Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | relevé ¶ figuré: lascif [Abinal 1888] | |||
Fandikana anglisy | a prostitute ¶ immoral [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | prostituée ¶ immoral [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Lahatsoratra | Randzavola: janga ao amin' ny Baiboly | |||
Teny iditra | janga | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | [Bara] sitrana [Rakotosaona 1975] | |||
[Tandroy] vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [Rakotosaona 1975] | ||||
[Sakalava] Sitrana [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | [Tankarana] guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [David 1952 (takila J)] | |||
Sampanteny |
| |||
Haianarantany | ||||
Teny iditra | janga | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Enti-milaza ny loba miranga ary mitraka tsara: Jangaloha irỳ zazavavy [Rajemisa 1985] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |