Teny iditra | jangoranga | |
Singan-teny | jango ; ranga | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Vaventy lava ne fa ratsy bika [1.1] | |
Ohatra | Ny zatovo teo aloha efa jangoranga erý tsy mbola mahay mitafy lamba akory, fa misikintsikina eny ihany, ka efa makadiribe vao manambady.
[1.437] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06 |