Teny iditra ranga
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitsangana, toy ny sofin'ampondra
Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy nahazo ilay vola roa hetsy tamin'ny loteria
(tendrombohitra, hazo) Avo, tazandavitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Ascension, notion de déplacer, monter —> akatse, ambony, anike, ongake, onja, rada, sanjake, sonjotse [1.68]
Ohatra Ranga daholo ny vatan-dehilahy rehetra. [2.895]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-biby 

Teny iditra ranga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazam-bahy fanao fanafody ho an'ny olona tera-bao. [1.1]
Voambolana 

Teny iditra ranga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A hard-wooded tree [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (probablement de ranga, adjectif : dressé, comme les cornes de certains boeufs). Nom de divers arbustes à bois dur ; surtout : [1.196]
Anarana siantifika Campylospermum deltoideum, Thecacoris madagascariensis var. montana
Voambolana 

Teny iditra ranga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Ditin-kazo fotsifotsy eny amin' ny rantsankazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly, Masikoro, Sakalava Atsimo] (peut être mis pour rango : long et maigre). Nom de diverses plantes aphylles ; surtout : Cynanchum aphyllum (Thunb.) Schltr. (Apocynaceae), d'après Debray. Nom relevé aussi pour Cynanchum ampanihense Jum. & H.Perrier (= C. humbertii Choux) et Cynanchum antandroy Desc. (fichier Boiteau). Ces lianes aphylles secrètent un revêtement abondant : mélange d'acides triterpéniques et d'acides aliphatiques à longue chaîne, non encore étudiés. Ces substances sont inflammables et permettent aux écorces de brûler même à l'état frais. On en fait des sortes de torches. [1.196]
Anarana siantifika Cynanchum ampanihense, Cynanchum antandroy, Cynanchum aphyllum
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11