|
|
|
|

Teny iditra1  jangoranga
Singan-teny  2  jango, ranga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vaventy lava ne fa ratsy bika
Ohatra  5  Ny zatovo teo aloha efa jangoranga erý tsy mbola mahay mitafy lamba akory, fa misikintsikina eny ihany, ka efa makadiribe vao manambady. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07