Teny iditra jay
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsika miedinedina, miandranandrana sy miavona. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra jaijay

Teny iditra jay
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Avonavona, anjonanjona, fanesoana [Rajemisa 1985]

Teny iditra jay
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] zandry [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra zay

Teny iditra jay
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy vorona mangamanga be tabataba any Eoropa sy Amerika Avaratra [Hallanger 1969]
Voambolana 

2010/05/27