Teny iditra (1/3) | 1 jeho |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandeha miadana toy ny mivesatra entana na marary. |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 jehojeho |
Teny iditra (2/3) | 7 jeho |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Aretin' omby |
Voambolana |
10 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
Teny iditra (3/3) | 11 Jeho |
Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [2.996] Jehu |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [2.996] Jéhu |
Ohatra |
15 Nony niditra ny vavahady jeho dia hoy izy: [2.996] |
Voambolana |
16 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 17 jehoa, jehoa, jehoa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 18 Toko sy andininy momba Jeho |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |