|
|
|
|

Teny iditra1  jerena
Fototeny  2  jery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ifantohan' ny maso: Jereo tsara ny lalana fa be lavadavaka
Tandremana: Tsy jerenao tsara ny asanao ka manjary be diso
Karakaraina: Tsy nojereny akory ilay zana-kavany kamboty
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be looked at
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on regarde
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny jerena io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11