Teny iditra | jerena (jery) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ifantohan' ny maso: Jereo tsara ny lalana fa be lavadavaka Tandremana: Tsy jerenao tsara ny asanao ka manjary be diso Karakaraina: Tsy nojereny akory ilay zana-kavany kamboty [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be looked at [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on regarde [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny jerena io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |