|
|
|
|

Teny iditra1  jerijerena
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  jerijery
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  [2.4] Hita niavaka tsara teny izany, hany ka ohatra ny tamin' izaho voatentina voatabia ihany ity, nojerijeren' ny olona teny am-pandehanana.
8  [2.996] Manondri-doha izy, marenina ilany izy, ary nony vao tsy jerijerena izy, dia ialohany hianao.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29