Teny iditra (1/3) | 1 jery |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a look [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 regard [1.3#294, 1.8] 6 coup d'oeil 7 Figuré: attention, charité, commisération [1.3#294] 8 vue [1.13] |
Ohatra |
9 Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa. [2.332#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 19 jery |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 hevitra [Mahafaly, Sihanaka]
[1.78] |
Teny iditra (3/3) | 22 jery |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
24 nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [Tankarana]
[1.19] |
Voambolana |
25 Haibiby: vorona |
Fivaditsoratra | 26 jery, rejy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03 |