Teny iditra | jery atrika (jery, atrika) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | garde-à-vous [SLP 1986] | |
Voambolana | Miaramila | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |