Teny iditra mijihijihy (jihijihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatsiaro manaintaina eran' ny vatana manontolo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijihijihy
nijihijihy
hijihijihy

Teny iditra mijihijihy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mijanona [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31