Teny iditra | 1 jihitra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] dead; numb from cold |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] mort; engourdi par le froid |
Mpanahaka | 6 dangy, jingy, fohatra |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |