|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  jila
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maivana, mipelipelika jejojejo: Lakan-jila
4 Fatra-pirona amin' ny fahalianan' ny nofo ka mampiseho izany amin' ny finetsika, fijery, famindra: Tovovavy jila [1.1]
Tovy hevitra  5 jilajila
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how jila

Teny iditra (2/2) 7  jila
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 [Antesaka+Bara] njola [1.78]

Fivaditsoratra  10 jaly, jila

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04