Teny iditra | njola | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Squint-eyed. [Malay Juling.] [1.2] | |||||||||||||||
Cross-eyed, squint-eyed [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui louche [1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | gila | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny njola io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | lonja, njola |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |