|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jilajila
Fototeny  2  jila
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  maivana, mipelipelika jejojejo
5  fatra-pirona amin' ny fahalianan' ny nofo ka mampiseho izany amin' ny finetsika, fijery, famindra: Tovovavy jilajila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  léger, étourdi, licencieux [1.3]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Tovy hevitra  10  jila

Teny iditra (2/2)11  jilajila
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  nom d'une espèce de poisson. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  14  Haibiby: trondro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31