Teny iditra | jinjaina (jinja) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso ¶ Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to be reaped, to be cut down [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | qu'on coupe, qu'on moissonne [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
qu'on récolte [Abinal 1888] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Tsipelina hafa | jinjana | ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny jinjaina io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |