Teny iditra jinjany (jinja)
Sokajin-teny anarana jinja sy mpisolo
Ohatra Aoka ny masonao ho amin' ny tanimbary izay jinjany, ka manaraha eo aoriany ianao: tsy efa nodidiako va ny zatovo tsy haninona anao? [Baiboly: 8.2.9]

Teny iditra jinjany (jinja)
Sokajin-teny anarana jinja sy mpisolo
Fandikana frantsay Les ornements ou cannelures qui se trouvent sur certains objets, en particulier sur les verres à boires ; le contenu du verre jusqu'au sommet de ces cannelures [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20