Teny iditra | johary | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra teo Andafiavaratra [Ravelojaona 1937] | ||||
Fandikana frantsay | [Tankarana] chef ; homme dans le langage du tromba. [David 1952 (takila J)] | ||||
Fandikana anglisy | [Provincial]
a chief, a president, a governor ¶ a young man, or a youth [Richardson 1885] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny mitovy hevitra | johara | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | johary | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | (teny tranainy) enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary: Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary [Rajemisa 1985] | ||||
Teny iditra | Johary | ||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||||
Mpanoratra | Rapatsalahy Paul | ||||
Fanonta printy | |||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |