Teny iditra (1/3) | 1 johary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra teo Andafiavaratra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
a chief, a president, a governor a young man, or a youth |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
chef ; homme dans le langage du tromba. |
Ohatra |
6 Mba johary soasoa tokoa zalahy e! [2.643] 7 Tsy hanao tehin-kely mialoha Andriana, tsy hanao kintana mialoha johary, fa teny nomena ka mahasolanga, fa raha tsy nomena mahajoko. [2.528] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 johara |
Anaran' olona |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/3) | 12 johary |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary: Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary |
Teny iditra (3/3) | 15 Johary |
Singan-teny | 16 johary |
Sokajin-teny | 17 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Mpanoratra |
18 Rapatsalahy Paul |
Mpanonta printy |
19 |
Fivaditsoratra | 20 johary, Johary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |