Teny iditra (1/3) | 1 joko |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Midina na mitsontsorika, tsy mitraka fa mitanondrika na mifeloka (tandrok' omby): Joko ny tandrok' itỳ omby ity ka tsy tiako, aleoko itsy solanga itsy. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3, 1.8] courbé 5 [1.3] recourbé en bas, incliné |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny joko io |
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Bikan' ny tandrok' omby |
Teny iditra (2/3) | 9 joko |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] miondrikondri-doha, mivokobokoka toa menamenatra na matahotra: Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.7] bashful, timid |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3, 1.8] timide 14 [1.3] modeste par honte ou par crainte |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 16 joko |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.78] [Bara]
fandeha miafina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |