|
|
|
|

Teny iditra1  joko tsoriaka mahasambo-kary
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy
Ohatra  4  [1.1] Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary
Singan-teny  5  joko, tsoriaka, mahasambotra, kary

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07