Teny iditra | jononoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiavian' ny orana tsy miato; fikorianan' ny ranomaso tsy an-kijanona. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de tomber, de couler abondamment et doucement comme la pluie, les larmes [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |