Teny iditra mampijononoka (jononoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampijononoka
mampijononok'
mampijonono-
nampijononoka
nampijononok'
nampijonono-
hampijononoka
hampijononok'
hampijonono-
Ohatra Inona moa ireo sampahon' oliva roa eo amin' ny fantsona volamena izay mampijononoka ny diloilo volamena avy ao aminy ireo? [Baiboly]

Nohavaozina tamin' ny 2020/04/29