Teny iditra (1/3) | 1 jorery |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-bibikely maneno eny ambony hazo mba hitsentsefany ny ranonkazo (amin' ny fahavaratra ny jorerilahy maneno mafy sady lavareny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] The name of an insect, a species of cicada, that makes an exceedingly shrill sound |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 2.415] Cigale 6 [1.5] Cigale (plusieurs espèces dont Yanga grandidieri, Cicadidae) 7 [1.66] Cigale: Mikiririoka ny jorery, la cigale stridule |
Voambolana |
8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Mpanahaka | 9 angoaka |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny jorery io |
Teny iditra (2/3) | 11 jorery |
Sokajin-teny | 12 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] qui crie fort 14 [2.415] Se disait des gens criant fort |
Teny iditra (3/3) | 15 jorery |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] malahelo, manjoretra |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] weak, feeble |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] morne et faible ou débile 20 [1.60] un peu fou, dérangé, zinzin |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |