Teny iditra | joria | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | sikidy | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |