Teny iditra | 1 kabarin-tsahona |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fimenomenonana befahatany sady tsy misy fiafarany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Kabary des grenouilles ; dispute, discussion bruyante et sans fin |
Singan-teny | 5 kabary, sahona |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny kabarin-tsahona io |
Fivaditsoratra | 7 kabarin-tsahona, norabahantsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |