Teny iditra sahona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a frog [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay grenouille [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Voambolana 
Haiendriteny 
sahona
sahoko
sahonao
sahony
sahontsika
sahonay
sahonareo
sahon'
sahon-
sahom-
saho-
-tsahona
-tsahoko
-tsahonao
-tsahony
-tsahontsika
-tsahonay
-tsahonareo
-tsahon'
-tsahon-
-tsahom-
-tsaho-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [Dahle: Angano, takila 247]
2Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [Rinara 1974, takila 25]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra sahona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/29