Teny iditra | 1 kabary tsara lahatra |
Singan-teny | 2 kabary, tsara, lahatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny 5 lahateny efa voaomana ary mirindra fatratra [1.1] |
Tovy hevitra | 6 kabary tsara mitsangana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |