Teny iditra (1/2) | 1 kabary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary? Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary? Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany 4 [1.13] lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter 6 [1.7] a palaver, a public discourse |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] Discours public 8 [1.3] proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès 9 [1.8] palabre 10 [1.13] discours |
Ohatra |
11 Vita eo ny kabary. [2.245#] 12 Vao izay vao mamaky kabary; [2.508#] 13 Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza. [2.488#] |
Voambolana |
14 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 21 volana@mg.n |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 66 Ohabolana misy io teny kabary io |
Teny nalaina | 67 Soratra misy io teny kabary io |
Teny iditra (2/2) | 68 kabary |
Sokajin-teny | 69 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
70 [1.78] [Sihanaka]
anton-dia, sahabo |
Fivaditsoratra | 71 baraky, barika, -barika, kabari, kabary, kabira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |