Teny iditra ka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra kely omena olona mba hamalifaliana azy. Fanampiny kely omen' ny mpivarotra ny mpividy amin' ny zavatra vidiny
Mitovy hevitra: falim-po [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cadeau [1.3]
Ny fihaviany Frantsay: cadeau.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31