Teny iditra | kadò | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra kely omena olona mba hamalifaliana azy. Fanampiny kely omen' ny mpivarotra ny mpividy amin' ny zavatra vidiny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cadeau [1.3] | |
Ny fihaviany | Frantsay: cadeau. | |
Fivaditsoratra | doka, kadò, koda |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |