Teny iditra kaika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitomaniana, toloko. [1.1]
  [Sihanaka] Kiaka, antso [1.78]
 Antso, koka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Cri en général ; défi. [1.19]
 Signal, appel [1.13]
Sampanteny 
Tovy hevitra haika ~ kaikaika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31