Teny iditra (1/3) | 1 haika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 antso [Tambahoaka, Tanala]
[1.78] 4 antso, hafatra [Betsimisaraka] [1.78] 5 Fanomezam-po mba hiady, fihantsiana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a defiance, a challenge. 7 a call. (Prov.) See antso, gaika. [1.2] 8 a challenge 9 a call [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 cri en général 11 défi. [Tankarana] [1.19] 12 défi, provocation [1.8] |
Ohatra |
13 Lany haika ny Dokotera. [2.499] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 18 kaika |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 20 haika |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 fanekena [Tambahoaka]
[1.78] |
Teny iditra (3/3) | 23 haika |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 Voir aussi aika. Nom général des indigofera (Fabaceae). Remède contre les maléfices : on râpe les racines et on boit cette poudre délayée avec de l'eau en disant : « si je suis ensorcelé par quelqu'un, enlevez le sortilège ô haika sacré ! » C'est ce que l'on appelle un ody mosavin'olona. [Merina]
[1.196] 26 [Betsileo] |
Voambolana |
27 Haizavamaniry 28 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 29 ahika, akiha, haika, hiaka, kahia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |