|
|
|
|

Teny iditra1  kaikerina
Fototeny  2  kaikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako
Tsindronina: Nokaikerin' ny moka ny handriko
Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany
Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io tady io
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  kekerina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny kaikerina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11