| Teny iditra | 1 kakazo |
| Fototeny | 2 hazo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Betsimisaraka] Hazo
[1.1] 5 [Antambahoaka+Sihanaka] Hazo [1.78] 6 hazo efa tapaka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 bois
[1.13] 8 (de hazo : arbre ou bois). Deux sens suivant les dialectes : 9 [Merina] bois mort, récolté comme combustible. 10 [Betsimisaraka] bois d'oeuvre, en grume mais déjà sec. [1.196] |
| Ohatra |
11 Voatery nampiasa fitaovana toy ny kakazo marani-doha hiasana ny tany izy ireo.
[2.445]
|
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|