Teny iditra (1/4) | 1 kaky |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
père. |
Ohatra |
5 Inona izato entinao, ry kaky? [2.298] 6 Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko! [2.4] |
Voambolana |
7 Fifandraisana: fianakaviana |
Teny iditra (2/4) | 8 kaky |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.13] voankazo |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.13] kaki 12 [1.196] (du nom japonais kaki, repris par les Français). Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles. [Merina] |
Voambolana |
13 Haizavamaniry: voankazo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/4) | 15 kaky |
Sokajin-teny | 16 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Bara]
|
Teny iditra (4/4) | 18 kaky |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.78] [Bara]
Vifotsy: Tafo kaky |
Voambolana |
21 Simia |
Tovy hevitra | 22 aky |
Fivaditsoratra | 23 kaky, kika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |