Teny
Anarana
Eva
Fitenim-paritra
Voambolana
Sokajin-teny
Fototeny
Sampanteny
Ohabolana
Haianarantany
Rakibolana
Fitsipi-pitenenana
Lahatsoratra
Fafana sy Tsanganana
Sary
Bibliôgrafia
Habaka
Takila fandraisana
Mpiara-miasa
Fanontaniana
Fiovàna
|
|
|
|
Teny iditra
kalina
(
kaly
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy
Atao am-pitandremana fatratra mba ho vita tsara tanteraka:
Kalio ny soratrao fa aza atao zara fa vita
[
Rajemisa 1985
]
Endriteny
Ny ankehitriny
Ny lasa
Ny hoavy
Filaza mandidy
kalina
kaliko
kalinao
kaliny
kalintsika
kalinay
kalinareo
kalin'
kalin-
kalim-
kali-
nokalina
nokaliko
nokalinao
nokaliny
nokalintsika
nokalinay
nokalinareo
nokalin'
nokalin-
nokalim-
nokali-
hokalina
hokaliko
hokalinao
hokaliny
hokalintsika
hokalinay
hokalinareo
hokalin'
hokalin-
hokalim-
hokali-
kalio
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31