Teny iditra | 1 kamahana |
Fototeny | 2 fahana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] la becquée, la pâture portée en becquée |
Ohatra |
6 Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika. [2.472#] |
Voambolana |
7 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Fivaditsoratra | 8 hamakana, kamahana, manahaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |