Teny iditra | kamara (mara) | |||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Maramara soratra (enti-milaza ny tanalahy) [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A grizzle-coloured female chameleon, i.e. one on the point of laying eggs [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | (caméléon) marbré, moucheté, tacheté [1.3] | |||
Femelle du caméléon [1.54] | ||||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |||
Anaram-biby |
| |||
Fivaditsoratra | kamara, karama, makara, Ramaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |