Teny iditra mara
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] maraorao, marokoroko [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Loko fotsy sy mainty mifanelanelana
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra maramara

Teny iditra Marà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Marah [Baiboly]
Famaritana frantsay Mara [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

2015/09/07