Teny iditra | 1 kamara |
Fototeny | 2 mara |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maramara soratra (enti-milaza ny tanalahy) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a grizzle-coloured female chameleon, i.e. one on the point of laying eggs |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#306] (caméléon) marbré, moucheté, tacheté 7 [1.54] femelle du caméléon |
Voambolana |
8 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Anaram-biby |
|
Fivaditsoratra | 11 kamara, karama, makara, Ramaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |